Fametrahana ireo taratasy
Mameno sy manatitra ireo antontan-taratasy rehetra ilaina eny amin’ireo toerana fanoratana anarana.
Lisitry ny antontan-taratasy omena
x
Lisitry ny antontan-taratasy omena
Sivana voalohany
Mamaky sy manaiky ireo fepetra takian’ny Fihariana mifandraika amin’ny rafitra Fihariana.
Fitsipika azo ekena
x
Fitsipika azo ekena
- Fahalalahana ny tetikasa
- Fahombiazan’ny tetikasa
- Fahafahan’ny tetikasa mamorona asa ho an’ny Malagasy
- Fiantraikany ara-toekarena sy sosialy
- Ny modely ara-toekarena
Fampiofanana voalohany
Mahafehy ireo fampihofanana dingana voalohany atolotry ny Fihariana
Taranja
x
Taranja
- Fampianarana ny kolotsaina mpandraharaha
- Fampianarana ara-bola
- Tetikasa fanagonam-bola sy famatsiam-bola
Sivana farany
Mameno sy mahafehy ireo fepetra rehetra mifantoka amin’izay takian’ny mpiara-miasa ara-teknika sy ara-bola amin’ny Fihariana.
Fitsipika fanamarinana
x
Fitsipika fanamarinana
- Antontan-taratasy feno momba ny Tetikasa + tahiry hafa nangatahan’ireo mpiara-miasa ara-bola
- Tetikasa mahomby
- Tetikasa tsy mahafaty antoka
- Fanomezan-toky ara-taratasy hamerenana ireo nindramina tamin’ny banky
- Fahaizana miara-mitantana amin’ireo ekipa mpiara-miasa
Fampiofanana
Fahaiza- mitantana ny orinasany sy ny tetikasany tsara kokoa. Fitomboan’ny fahalalany be be koakoa amin’ny sehatry ny asa ataony.
Lisitry ny fampianarana manaraka
Fanatanterahana ireo tetikasa
Fampiarana sy fampiasana ireo tombotsoa ara-teknika azo tamin’ny Fihariana. Arahina fanaraha-maso avy amin’ireo mpiara-miasa ara-teknika.
Fanaraha-maso sy tombana
Fanolorana tatitra momba ny fivoaran’ny tetkiasa sy fanomezana valin-asa araka ireo rafi-pampianarana
Ny taha-pahombiazana mikasika
ny fivoaran’ny tetikasa
x
Ny taha-pahombiazana mikasika
ny fivoaran’ny tetikasa
- Ny taha-jana-bola hamerenana ireo nindramina
- Isan’asa nateraky ny tetikasa
- Ny vola voahangona
Famerenana ny vola nindramina
Famerenana tsikelikely ny vola nindramina tamin’ny banky amin’ny tahany farany ambany mba ahaizan’ny mpandraharaha vaovao hitantana ara-bola.