Akohonakà

Fomba fijery
makany amin'ny fampandrosoana

Ny Akohonakà dia sampana iray ao anatin'ny fandaharanasa Fihariana natao ho an'ireo malagasy rehetra liana amin'ny fiompiana akoho. Ny tanjona amin'izany dia mba hanatsarana ny fandraharahana eny amin'ny tontolo ambanivolo eto Madagasiakara.

a. Fiompiana Sy fambolena ho fitaovana enti-mandroso.
b. Fandraharahana Isany milina ahafahana mampivoatra firahamonina ao anaty firenena iray.
d. Fahazakan-tena ara-tsakafo sy ara-bola ho an'ny rehetra.

Iza no afaka
mandray anjara ?

Afaka mandray anjara daholo ny malagasy rehetra feno 18 ka hatramin'ny 60 taona, ka manana toerana afaka hiompiana akoho amam-borona.

Ireo tanjona

  • Ny fananana asa
  • Ny fahazakantena ara-tsakafo sy ara-bola
  • Fidiram-bola maharitra
  • Fiofanana

Ireo tolotra
omen'ny akohonakà

Mandritra ny 18 volana voalohany anombohan'ny tetikasa dia hahazo an'ireto manaraka ireto ireo mpiompy :

Ny
Famatsiambola
Ny
Famatsiambola
Karazany A : 500 zanak'akoho
Vola indramina : 9.000.000 Ar
Fotoana hamerenana : 24 volana
Isan'ny teti-andro famerenana ny vola : 12
Vokatra isan-taona : 9.897.985 Ar
Karazany B : 1000 zanak'akoho
Vola indramina : 18.000.000 Ar
Fotoana hamerenana : 18 volana
Isan'ny teti-andro famerenana ny vola : 9
Vokatra isan-taona : 9.237.332 Ar
Karazany C : 1500 zanak'akoho
Vola indramina : 26.000.000 Ar
Fotoana hamerenana : 18 volana
Isan'ny teti-andro famerenana ny vola : 9
Vokatra isan-taona : 15.581.841 Ar
Karazany D : 2000 zanak'akoho
Vola indramina : 35.000.000 Ar
Fotoana hamerenana : 18 volana
Isan'ny teti-andro famerenana ny vola : 9
Vokatra isan-taona : 19.048.257 Ar
Ny
fiofanana
Iarahana misalahy amin'ny FARMSHOP

Zanak'akoho
Amin'izay karazany misy eto Madagasikara
Sakafom-biby sy
provandy
0521 CAX
sy 0541 PAX
Fitaovana
enti-mamboly
Fitaovana
enti-mamboly
  • Fampisakafoanana
  • Mizana kely (5kg)
  • Mizana be (+50kg)
  • Fizahana hafanana
  • Siô
  • Borety
  • Lapelina
  • Forsa
  • Famendrahana ody 16 litara
  • Akanjo voatokana
  • Bôty
  • Famanana
  • Fidiovana ho an'ny biby
Vokatra
manara-penitra
Ody raritsaina sy Ody bibikely

Ireo velirano

  • Fametrahana ny fiompina manara-penitra sy mampandroso maharitra.
  • Fanorenana fotodrafitrasa ahafahana miompy akoho amam-borona : pejy vaovao eo amin'ny fiainana.