Fihariana

Vaovao

06 August 2020

Fihariana – Soatantely manoloana ny COVID-19

Hanampiana ny mpiompy tantely iatrehana ny valan’aretina COVID-19 dia nametraka fomba fiasa manokana ny fandaharan’asa Fihariana. Araho eto ary ny andinindinin’izany miaraka amin’ny tompon’andraikitra

Hamaky ny tohiny

06 August 2020

Fihariana – Anjara asan’ny komity mpifantina sy ny tolotra COVID-19

Ao anatin’ny fiatrehana feno ny COVID-19 sy ny vokany eo amin’ny toe-karena i Madagasikara ankehitriny. Namaliana ny fangatahan’ny sehatra tsy miankina manoloana izany dia napetraky ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ny tolotra Miarina by Fihariana. Manazava ny andinindininy momba izany sy momba ny fikirakirana ny antontan-taratasy amin’ny ankapobeny i Harris Ramiandrisoa, mpikambana ao amin’ny komity mpifantina.

Hamaky ny tohiny

06 June 2019

Solimotel Anosy : nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny fampiofanana

Anio maraina no nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny fampiofanana ireo ekipa mpampiofana mitondra ny anarana GERME na « GERez Mieux votre Entreprise » niarahana tamin’ny Secrétaire Exécutif ny Fihariana sy ny mpiara-miasa aminy, ny OIT, ny Ministeran’ny Jeunesse & Sport, Ministeran’ny Asa sy ny Fandraharahana, ny tale jeneralin’ny Entreprendre à Madagascar.

Hamaky ny tohiny

19 May 2019

Misokatra ny fandaharanasa Fihariana : ho fanoitra ho an’ny tetikasan’ireo tanora malagasy

Nosokafana ny Asabotsy 18 may 2019 tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny Carlton Anosy ny Programa nasionaly ho an’i Fandraharahana «  Fihariana ». Ny fanaovan-tsonia ny fifanarahana tamin’ireo mpiara-miombona antoka BOA sy BNI no nanamarika ny fanambohana izany. Fandaharan’asa novolavolain’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina mba hafahan’ireo Malagasy rehetra izay manana finiavana hananteraka ny tetikasany. Hahazo fihofanana sy famatsiam-bola […]

Hamaky ny tohiny

13 May 2019

« FIHARIANA : HIANTOKA FAMATSIAMBOLA 2 hetsy ariary ka hatramin’ny 200 tapitrisa ariary»

Ny Filoham-pirenena dia nanamafy ary nitondra fanampim-panazavana fa ny « Fihariana » dia hiantoka ny findramam-bolan’ireo tetikasa voafidy, manomboka amin’ny 200 000 Ar (Roa hetsy Ariary) hatramin’ny 200 000 000 Ar (Roan-jato tapitrisa Ariary) amin’ny alalan’ny ireo banky mpiara-miombonantoka. Ny vola dia haverina mandritra ny telo volana ka hatramin’ny telo taona (36 volana), amin’ny zana-bola […]

Hamaky ny tohiny